Areten-draty (Tinondia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny e! e! e!

Hadalagne tsy atao
Valy an-tragno hajao
Tssika tanora ezao
Namagna atao raiky avao.

Ie he izao!(3x)

Tandremo ry longo e!
Tandremo ry zoky e!
Tandremo ry zaiko e!
SIDA mahafaty, SIDA arety raty.

ie e he e e ya! ô! ô! ô!(zoky)

eny e! eny he eny he

(miverina ery aloha)
Ny adala tsy atao..........

o!o!o!o!

Tandremo ry longo....
..........................
SIDA mahafaty e, SIDA aretin-draty (moramora mandram-pahavitan’ilay miteny)
(teny)
"Mahaiza mifehy tena xubft tononkira.serasera.org isika kvedefcw rikiahy. Aleo misoroka khwbxwgo toy izay mitsabo. Izao SIDA izao tsy(a) mamela mahazo. Hitalao avao tida tsy voa.

SIDA mahafaty e, SIDA aretin-draty.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tinondia
Visites : 3245
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bita
Date : 12/05/2007 12:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307