Namako (The Magic Swing)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy hatrany, dia tolagaga aho satria
Niantefa ihany, t@ lay lokom-pitia
Avy hatrany, dia toa sariaka ny endriko
Nanjary hadinoko, hay ianao anie namako
Ka, hoy aho hoe : handao fa ho entiko ianao
Izaho sy ianao, handrato fiainam-baovao
Ianao toa tsy mba mihaino akory
Sa miandry fitia, fitia yksyth lavorary?
Ka hoy aho hoe, manam-pitia ve ianao?
Fa dia toloko, tolokoloko ny foko
Mahatsiaro aho hoe : any zany 'lay akamako izany
Rehefa tsy eo ianao, ianao ry kantokeliko
Ka njeqmomz sento, izany foana no setrin'izany
Ka, hoy aho hoe : handao isika hilalao
Izaho sy ianao, handrato fiainam-baovao
Ianao toa grdnfpe tsy mba mihaino akory
Sa miandry fitia, fitia lavorary?
Ka hoy aho hoe, tononkira.serasera.org manam-pitia ve ianao?

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : The Magic SwingHits : 1367
Likes : 0 Like
Created by : Magic_Swing
Date : 28/09/2017 22:14