Ny Hotantananao (Tendry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manjombona ka mamanala ny akany
Tsy mba misy andro mihiratra, tomany
Injao mahita ny axyfe jgab hafa faly eny re
Dia toa mampaory tena
Fa toa hoe sambatra, lafatra izy ireny
Nefa hay moa hainao tokoa, tokoa
Voasoritsoritrao mialoha
Ny lalana hanefenao ahy
Soa aho Ray nampahoriana
Mba ho fianarako ny sitrakao
Eny kapoka aza anie ekena
Manaiky aho dxzwxgs ny hotantananao
Dia fihininao ny sandriko ho kiady
Itoeranao ny fo mitempo fandresena
Ka ny fitantananao ho toky
Moa ve aho hitoreo
Raha tononkira.serasera.org fiadanam-po no nasolo teo
Satria hay moa hainao hatrany
Ny mitsilo izany dia
Amin’izay lalana hamonjenao ahy
Tonony : Tendry MANJAKANIRINA
Feony : Tovo RANDRIAMALALA
Tsy mba misy andro mihiratra, tomany
Injao mahita ny axyfe jgab hafa faly eny re
Dia toa mampaory tena
Fa toa hoe sambatra, lafatra izy ireny
Nefa hay moa hainao tokoa, tokoa
Voasoritsoritrao mialoha
Ny lalana hanefenao ahy
Soa aho Ray nampahoriana
Mba ho fianarako ny sitrakao
Eny kapoka aza anie ekena
Manaiky aho dxzwxgs ny hotantananao
Dia fihininao ny sandriko ho kiady
Itoeranao ny fo mitempo fandresena
Ka ny fitantananao ho toky
Moa ve aho hitoreo
Raha tononkira.serasera.org fiadanam-po no nasolo teo
Satria hay moa hainao hatrany
Ny mitsilo izany dia
Amin’izay lalana hamonjenao ahy
Tonony : Tendry MANJAKANIRINA
Feony : Tovo RANDRIAMALALA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TendryVangy : 4178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tendry Manjakanirina
Daty : 20/01/2015 13:13
