Fay (Tendry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nety navokany vavany
Ilay hoe enao tsy tiako intsony
Nefa haiko loatra hoe
Te handao izy na dia tsy izay aza
Ny sitrapony


Tsy ho sahy mihintsy izy
Ny handratra ahy
Fa naleony nokoboniny
Anefa aleoko alavitra izy
Niteny ny marina hoe
Tsy mety fa hajanony

Pre: x2
Love ilay lazainao sarobidy
Androany toa nanjary wanted eh
Tsy maintsy oqjo ho rava fa tsy misy fika eh
Nanjavona tao anaty indray mipika ooh oh oh oh


Ref:

Fefa fay aho
Fay aho
Androany efa fay aho
Ny foko kely izao mamay


Ny foko kely izao mamay aaa
Satria fay aho
Satria efa fay
Elle m'a fait bôbô au coeur dia mamay aho



Tsy zakany sainy mintsy ono
N'enazy ilay manimb'olona
Nieritreritra koa izy hoe
Sao indray andro any aho
Mbola hanembona
Toa bcrtpoi lasa aerirjqq tsy misy dikany ilay love
Eo anatrehany olana ah oa
Izy nia nahazo aina
Fa izaho lasa nalain-komana


Pre: x2
Love ilay lazainao sarobidy
Androany toa nanjary wanted eh
Tsy maintsy ho rava fa tononkira.serasera.org tsy misy fika eh
Nanjavona tao anaty indray mipika ooh oh oh oh


Ref:

Fefa fay aho
Fay aho
Androany efa fay aho
Ny foko kely izao mamay


Ny foko kely izao mamay aaa
Satria fay aho
Satria efa fay
Elle m'a fait bôbô au coeur dia mamay aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tendry
Vangy : 31
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lepingitra
Daty : 22/10/2026 18:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295