INDRAY ANDRO ANY (TDL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro any ny ranomasonao hofafana
Ka tohizo ihany ny filanjana ny hazo fijaliana
Raha mbola eto an-tany
Mifangaro ny mangidy sy mken ny mamy
Tsy manan-tsafidy fa misotro ny rano tsy tiana
Mety ho resy ianao tononkira.serasera.org androany
Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany
Adidiny ihany
Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao
Satria ny Tompo mbola hijery anao
Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao
Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao
Indray andro any hifarana koa ny tomany
Ka adinoy any ny alahelonao mahatonga hakiviana
Raha mbola eto an-tany
Ny lteutmrj fahavalonao mandindona eny ihany
Ka mba saino qxjgw ihany ny mpanenjika
Tsy maintsy any aoriana
Mety ho resy ianao androany

--------
Lien: