Mpandresy ianao (TDL (True Direction Life) feat Joseph D'af)

(V:) Tsy azon'iza takonana, ny masoandronao
Tsy azon'iza rahonana, ny fiainanao
Tsy azon'iza sakanana, ny lalanao e! eh!
Tsy azon'iza bahanana, ny fitahianao.

(L:) Tsy azon'iza takonana, ny masoandronao
Tsy azon'iza rahonana, ny fiainanao!
Tsy azon'iza sakanana, ny lalanao eh! e!
Tsy azon'iza bahanagna e!, ny fitahianao hô!.

Ref:
(L.V:) Fa mpandresy ianao!
Mpandresy ianao(x2) manombok'izao
Fa mpandresy ianao e!, mpandresy ianao
Fa mpandresy ianao manombok'izao. (X2)

(L:) Efa tian'Andriamanitra e!, hiadana ianao
Efa tian'Andriamanitra e!, ho sambatra ianao hô!
Efa tian'Andriamanitra e!, ho lafatra ianao ôh! ô!
Efa tiagn'Antononkira.serasera.orgdriamanitra e!, hiakatra ianao hô!.

(L.V:) Efa tian'Andriamanitra, hiadana ianao
Efa tian'Andriamanitra, ho sambatra ianao
Efa tian'Andriamanitra, ho lafatra ianao
Efa tian'Andriamanitra e!, hiakatra ianao.

Ref:
(L.V:) Fa mpandresy ianao!
Mpandresy ianao(x2) manombok'izao
Fa mpandresy ianao e!, mpandresy ianao
Fa mpandresy ianao manombok'izao. (X2)

Mpandresy aho e!(x4)
....
Mpandresy aho e!(x3)

Aza misento na mitomany
Ny devoly tsy maintsy ambany
Fitahiana manaraka anao hatrany
Fandresena tsy mety lany. (X2)

Ref:
(L.V:) Fa mpandresy ianao!
Mpandresy ianao(x2) manombok'izao
Fa mpandresy ianao e!, mpandresy ianao
Fa mpandresy ianao manombok'izao. (X3)

Mpihira : TDL (True Direction Life) feat Joseph D'af
Mpamaky : 130
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 31/07/2022 05:20:47
ID : 14416

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo