Mpandresy ianao (TDL (True Direction Life) feat Joseph D'af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V:) Tsy azon'iza takonana, ny masoandronao
Tsy azon'iza rahonana, ny fiainanao
Tsy azon'iza sakanana, ny lalanao e! eh!
Tsy azon'iza bahanana, ny fitahianao.
(L:) Tsy azon'iza takonana, ny masoandronao
Tsy azon'iza rahonana, ny fiainanao!
Tsy azon'iza sakanana, ny lalanao eh! e!
Tsy azon'iza bahanagna e!, ny fitahianao hô!.
Ref:
(L.V:) Fa mpandresy ianao!
Mpandresy ianao(x2) manombok'izao
Fa mpandresy ianao e!, mpandresy ianao
Fa mpandresy ianao manombok'izao. (X2)
(L:) puuzmkm Efa tian'Andriamanitra e!, hiadana ianao
Efa tian'Andriamanitra dsnhc e!, ho sambatra ianao hô!
Efa tian'Andriamanitra e!, ho lafatra ianao ôh! ô!
Efa tiagn'Andriamanitra e!, hiakatra ianao hô!.
(L.V:) Efa tian'Andriamanitra, hiadana ianao
Efa tian'Andriamanitra, ho sambatra ianao
Efa tian'Andriamanitra, ho lafatra bvehxcmg ianao
Efa tian'Andriamanitra e!, hiakatra ianao.
Ref:
(L.V:) Fa mpandresy ianao!
Mpandresy ianao(x2) manombok'izao
Fa mpandresy ianao e!, mpandresy ianao
Fa mpandresy ianao manombok'izao. (X2)
Mpandresy aho e!(x4)
....
Mpandresy aho e!(x3)
Aza misento na mitomany
Ny devoly tsy maintsy ambany
Fitahiana manaraka anao hatrany
Fandresena tononkira.serasera.org tsy mety lany. (X2)
Ref:
(L.V:) Fa mpandresy ianao!
Mpandresy ianao(x2) manombok'izao
Fa mpandresy ianao e!, mpandresy ianao
Fa mpandresy ianao manombok'izao. (X3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TDL (True Direction Life) feat Joseph D'afHits : 4438
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 31/07/2022 07:20