You are here: home > Tononkira > Tarika Ny Ando

Vavaka (Tarika Ny Ando)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-ny-ando/vavaka

Tompo ô! miantso Anao izahay
Mba midìna manatreha ianao
Asehoy ny herinAo mahery
Ho ampinga sy ho ainanay

Miantso Anao izahay ô ry Ray
Ho fanilon'ny aizinay
Na hosendra sedra mafy mangidy
Tsy horava ireo Ny AndonAo
  
     réf: Ny ando ( Miankina aminao Ray ô)
          Ho anareo ( Tsiky dia ampymiandrandra Anao.Jesoa)
          Hitondra revy m'lay be
          Ho anareo
Any koa ireo mahantra Ory
Tsy manana_kianteherana
Efa kivy sy mamoy fo
Ry Jesoa ô! zadrinao ireo

Any koa misy fo nitia
Nanantena Nefa ilaozany
Very mpisakambina akavia
Ô ry Ray tantano izy ireo

       réf :.........
       réf :........

Hevitra mandeha

Tendriniavo (29/01/2021 15:21:52)

tarika ny ando, mikalo ho anao

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Ando
Mpamaky : 193
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tendriniavo
Tamin'ny : 30/01/2021 13:09:51
ID : 13340

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo