Aza miandry azy (Tarika MIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry azy ianao, fa tsy hoavy hono izy anio
Izay no hafatra napetrany fa tafahaona izahay
Nahasorena azy angamba, ny toetra izay tononkira.serasera.org nasehonao
Manafina aminy ny momba anao
Aza kyulivga atao mahataitra anao, ny tsy ahatongavany eto izao
Nalahelo mafy angamba izy noho ireo fihetsikao
Zavatra tsy tantiny, ny mitazana anao
Mifampisangy amin'ny hafa eo imasony
Mba marary ihany anie ny sainy tsy hankaty aminao
Mba malahelo ihany anie izy tsy hoavy aty aminao
Nefa ataony ahoana kosa moa ny hieritreritra fa ianao
Dia mbola manana olon-kafa hotiavina,
Fa tsy ho azy ianao, tsy ho azy irery ihany ?
Niezaka ny handefitra izy, fa mbola tena tia anao
Nefa aza omena tsiny hono raha tsy ho tonga eto izy anio
Tsy miafina aminy intsony fa mifankatia vsvpkoz ianao
S'iny olona iny hatramin'izay
Mba marary ihany anie ohplax ny sainy tsy hankaty aminao
Mba malahelo ihany anie izy tsy hankaty aminao

--------
Rohy:
Hevitra
thiana
(
09/11/2018 21:21)
Salama tompoko,
Afaka mahazo ity hira ity version mp3 ve aho azfady ?
Misaotra mialoha.

nirinaa84
(
01/12/2021 07:36)
Miarahaba tompoko, afaka mahazo version audio ve tompoko
tiakooo679
(
09/12/2021 09:41)
Salama tompoko.mankasitraka anareo fa tena tsara be daholo ny zavatra alefanareo ato
tiakooo679
(
09/12/2021 09:42)
Tsara be
tsvtsilavo
(
01/01/2023 12:02)
mba mitady ny version mp3 tompoko ! Mbola misy ve ny mpikambana ao amin'ny tarika ?
dahfara
(
04/02/2024 20:15)
Hira tena tiako saingy tsy hita intsony na ny mpihira na ny hira,
Asa raha misy manana K7?
Asa raha misy manana K7?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MIRAHVangy : 4215
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Dahfara
Daty : 14/06/2017 07:46