Aza miandry azy (Tarika MIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry azy ianao, fa tsy hoavy hono izy anio
Izay no hafatra napetrany fa tafahaona izahay
Nahasorena azy angamba, ny toetra izay nasehonao
Manafina aminy ny momba anao
Aza atao mahataitra anao, ny tsy ahatongavany eto izao
Nalahelo yfmw mafy angamba izy noho ireo fihetsikao
Zavatra tsy tantiny, ny mitazana anao
Mifampisangy amin'ny hafa eo imasony
Mba ovljlsy marary ihany anie ny sainy tsy hankaty aminao
Mba malahelo ihany anie izy tsy hoavy aty aminao
Nefa ataony ahoana kosa moa ny ssavhdfm hieritreritra fa ianao
Dia mbola manana olon-kafa hotiavina,
Fa tsy ho azy ianao, tsy ho azy irery ihany ?
Niezaka ny handefitra izy, fa mbola tena tia anao
Nefa aza omena tsiny hono raha tsy ho tonga eto izy anio
Tsy miafina aminy intsony fa mifankatia ianao
S'iny olona iny hatramin'izay
Mba marary ihany anie ny sainy tsy hankaty aminao
Mba malahelo ihany anie izy tsy hankaty aminao
Nefa ataony ahoana kosa moa ny hieritreritra fa ianao
Dia mbola manana olon-kafa hotiavina,
Fa tsy tononkira.serasera.org ho azy ianao, tsy ho azy irery ihany ?

--------
Lien:
Commentaires
thiana
(
09/11/2018 21:21)
Salama tompoko,
Afaka mahazo ity hira ity version mp3 ve aho azfady ?
Misaotra mialoha.
Afaka mahazo ity hira ity version mp3 ve aho azfady ?
Misaotra mialoha.
nirinaa84
(
01/12/2021 07:36)
Miarahaba tompoko, afaka mahazo version audio ve tompoko
tiakooo679
(
09/12/2021 09:41)
Salama tompoko.mankasitraka anareo fa tena tsara be daholo ny zavatra alefanareo ato
tiakooo679
(
09/12/2021 09:42)
Tsara be
tsvtsilavo
(
01/01/2023 12:02)
mba mitady ny version mp3 tompoko ! Mbola misy ve ny mpikambana ao amin'ny tarika ?
dahfara
(
04/02/2024 20:15)
Hira tena tiako saingy tsy hita intsony na ny mpihira na ny hira,
Asa raha misy manana K7?
Asa raha misy manana K7?
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika MIRAHVisites : 4300
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : Dahfara
Date : 14/06/2017 07:46