Ny fiainana ety (Tarika Loly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana avokoa ny ety an-tany,
Na ny ratsy na ny soa izay vitanao tety,
Hisaraka aminao indray andro any.
Tsy maharitra ny ety na ory ianao na manana,
Na ireo mpifankatia izay niombona ho doria,
Fa mbola hifandao indray andro any.
Alahelo sy tomany, kxgldo fijaliana eto an-tany,
Mbola ho foana, tsy mba hisy ny ho doria,
Fa mandalo e ny fiainana ety.
Tsikitsiky, hafaliana eo anilan'olon-tiana,
Mbola ho foana, tsy iddimomi mba hisy ny ho doria,
Fa mandalo e ny fiainana ety.
Na i Dada nanasoa, niasa tamin-kerim-po,
Na i Neny izay nitondra tononkira.serasera.org folo volana,
Hisaraka aminao indray andro any.
Anatranatra sy teny izay fanaon'izy ireny,
Mbola ho foana, tsy mba hisy ny lptxsyin ho doria,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika LolyVisites : 3689
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 10/03/2010 10:18