Ny fiainana ety (Tarika Loly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana avokoa ny tononkira.serasera.org ety an-tany,
Na ny ratsy na ny soa izay vitanao tety,
Hisaraka aminao indray andro vettshpe any.
Tsy maharitra ny ety na ory ianao na manana,
Na ireo mpifankatia izay niombona ho doria,
Fa mbola hifandao indray andro any.
Alahelo sy tomany, fijaliana eto an-tany,
Mbola ho foana, tsy mba hisy ny ho doria,
Fa mandalo e ny fiainana ety.
Tsikitsiky, hafaliana eo anilan'olon-tiana,

Na i Dada nanasoa, niasa tamin-kerim-po,
Na i Neny izay nitondra folo volana,
Hisaraka aminao indray andro any.
Anatranatra sy teny izay fanaon'izy uquyxy ireny,
Mbola ho foana, tsy mba hisy ny ajgy ho doria,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika LolyHits : 3732
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/03/2010 10:18