You are here: home > Tononkira > Tarika James

Tambazo (Tarika James)

Tamba a..(tamba). Tamba... (Tambazo) tamba a.. (Tambatambazo)
Tambatambazo aho dia mety
Tambatambazo aho dia tia anao
Raha tsy izany aho tsy mety e
Tsy hiaraka aminao
Tambatambazo aho dia tia e
Tambatambazo aho dia namanao
Raha tsy izany aho tsy tia
Tsy hiaraka aminao
   Tambazanao vola aho kanefa tandremo
Rah lanilany vola ianao dia lasa mandeha
   Tambazanao fiara aho kanefa tandremo
Raha fiara ratsiratsy aho tsy mety mandeha
Raha tositosy kosa lahy dia sûr aho fa mety
Safosafo kosa lahy dia sûr fa mety
Revirevy kosa lahy dia sûr fa mety
Oroka tsy ferana dia sûr fa mety

Tambatambazo aho dia mety e
Tambatambazo aho dia tia anao
Raha tsy izany aho tstononkira.serasera.orgy mety e
Tsy hiaraka aminao
Tambatambazo aho dia tia e
Tambatambazo aho dia namanao
Raha tsy izany aho tsy tia e
Tsy hiaraka aminao
     Tambazanao fiadanana aho kanefa tandremo
Tsy mbola ety an-tany no hiadanana
    Tambazanao hasambarana aho kanefa tandremo
Tsy mbola ety an-tany no hasambatra
Fa tositosy kosa lahy dia sûr fa izy
Safosafo kosa lahy dia sûr fa izy
Levilevy kosa lahy dia sûr fa izy
Oroka tsy ferana dia sûr fa izy

Tamba... a (tambazo) tamba a...(tambazo) Tambatambazo (x2)

Fa  tositosy kosa lahy dia sûr fa izy
Safosafo kosa lahy dia sûr fa izy
Revirevy kosa lahy dia sûr fa izy
Oroka tsy ferana dia sûr fa izy (x2)


Atolotra ho an' i onja malalako

Hevitra mandeha

hery (17/03/2021 04:32:55)

Tarika James ve ilay hoe Papa James ihany sa hafa ?

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Tarika James
Mpamaky : 133
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rolandsavio
Tamin'ny : 05/03/2021 16:43:03
ID : 13362

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo