Omeo finoana (Taratra Hazavana Madagasikara ft Emma Chanteuse)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jnwtu Andriamanitra tononkira.serasera.org ô! Omeo finoana
Mba hazahoako hanonpo izjkm anao rsghu
Mba afahako itoetra,
Eo anilanao madrakizay
ref:
Donne de l’amour
Et de foi
Et de-là sagesse
Pour la Nouvelle vie
Andriamanitra ô! Be fitiavana
Be famindram-po tokoa
Omeo hery avy aminao
Ity ny zanakao, mitalaho
Andriamanitra ô! Tolory fitiavana aho,Omeo ahy ny fahendrena,ary fiainam-baovao , ka hoy aho hoe « Hitahy anao Andriamanitra »
Mba hazahoako hanonpo izjkm anao rsghu
Mba afahako itoetra,
Eo anilanao madrakizay
ref:
Donne de l’amour
Et de foi
Et de-là sagesse
Pour la Nouvelle vie
Andriamanitra ô! Be fitiavana
Be famindram-po tokoa
Omeo hery avy aminao
Ity ny zanakao, mitalaho
Andriamanitra ô! Tolory fitiavana aho,Omeo ahy ny fahendrena,ary fiainam-baovao , ka hoy aho hoe « Hitahy anao Andriamanitra »
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana Madagasikara ft Emma ChanteuseHits : 437
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 15/10/2025 08:10
