Omeo finoana (Taratra Hazavana Madagasikara ft Emma Chanteuse)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! Omeo finoana
Mba hazahoako hanonpo anao
Mba afahako itoetra, jqyg
Eo anilanao madrakizay
ref:
Donne de l’amour
Et de foi
Et de-là sagesse
Pour la Nouvelle vie
Andriamanitra zdpy ô! xkkygh Be fitiavana
Be famindram-po tokoa
Omeo hery avy aminao
Ity ny zanakao, mitalaho
Andriamanitra ô! Tolory fitiavana aho,Omeo ahy ny fahendrena,ary fiainam-baovao , ka tononkira.serasera.org hoy aho hoe « Hitahy anao Andriamanitra »

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana Madagasikara ft Emma ChanteuseHits : 406
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 15/10/2025 08:10