RAIKO TIA (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAIKO TIA
Mitalaho aho Raiko tia ô
Mba tafio tononkira.serasera.org ny hery sy finoana Anao
Ka hanaiky ho tena irakao
Mendrika hanambara ny hafatrao
Rah ho avy ny oran’ny bvutwkh mpampakatra
Dia handroso aho ka hiditra
Fa mitafy ilay akanjo mendrika
Ny fanasana atolotrao ahy
Ka hiara-paly Aminao
Raiko Tia,hanandratra avo Anao
Faniriako indrindra Tompo bmzg ô
Mba sasao ny foko sixba mba ho lapanao
Ka hangatsakatsaka madio,
Fo itoeran’ny fanahinao
Rah ho avy ny oran’ny mpampakatra
Dia handroso aho ka hiditra
Fa mitafy ilay akanjo mendrika
Ny fanasana atolotrao ahy
Ka hiara-paly Aminao
Raiko Tia,hanandra avo Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353