Hevitra momba ny Mifohaza

Hiverina amin'ny Mifohaza Hampiditra hevitra
hery ( 14 ora lasa)
@FitiaCatt > efa ok. Tsy eo no ho eo ny fanitsianafa mandalo fankatoavana koa.
@kaina05 > Ny application dia itambaran'ny rehetra. Tadidio hatrany fa tsy mila connexion ny application. Raha manitsy ao amin'ny application ianao ka tsy misy connexion dia tsy tonga any amin'ny sasany ny fanitsiana fa ny anao ihany no voahitsy.
kaina05 ( 15 ora lasa)
azo atao ve ny manamboatra ilay application tononkira mba ho azo modifiéna eo no ho eo azafady? betsaka mantsy no tsy feno,ao ihany koa ny diso.misaotra
FitiaCatt ( 17 ora lasa)
"Ianao ve ho toy ireny, sanatria ny CAVA"
Tokony hoe "vava" tompoko

Efa nahitsiko ihany izy teo fa mbola tsy nihova ihany
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0784