Mihevera (Tanora analapanga avaratra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aloka mandalo miserana ity fiainana ity
Ka mba mihevera re fa, fandalovana no et y
Finoana, fanantenana, fitiavana
No lehibe indrindra ka matokia
Meteza ho mpianany.

Ref : Fa ny Tompo no efa nafoy ny ainy ho anao
Koa aza varian-drendrarendra
Amin'izao fiainana izao fa:
Sao anio na ampitso no andronao ka!
Ho atolotra ho tsaraina ianao
Mandalo anie izao fiainana izao.

F'izy Tompo no efa nifidy
Antsika olona ety;
Ary noariany mba hifankatia
Izany no didiny izany
No antoky ny fiainantsika,
Fa raha tsy izany
Dia ho zavam-poana ihany!

Réf: x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora analapanga avaratra
Vangy : 1259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : randrianirinaonjatianaherman
Daty : 30/01/2017 07:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1893