Mihevera (Tanora analapanga avaratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aloka mandalo miserana ity fiainana ity
Ka mba mihevera re fa, fandalovana no et y
Finoana, fanantenana, fitiavana
No lehibe indrindra ka matokia
Meteza ho mpianany.
Ref : Fa ny Tompo no efa nafoy ny ainy ho anao
hcvjlbs Koa aza varian-drendrarendra
tononkira.serasera.org Amin'izao fiainana izao fa:
Sao anio na ampitso no andronao ka!
Ho atolotra ho tsaraina ianao
zadyr Mandalo anie izao fiainana izao.
F'izy Tompo no efa nifidy
Antsika olona ety;
Ary noariany mba hifankatia
Izany no didiny czekfmb izany
No antoky ny fiainantsika,
Fa raha tsy izany
Dia ho zavam-poana ihany!
Réf: x2
Ka mba mihevera re fa, fandalovana no et y
Finoana, fanantenana, fitiavana
No lehibe indrindra ka matokia
Meteza ho mpianany.
Ref : Fa ny Tompo no efa nafoy ny ainy ho anao
hcvjlbs Koa aza varian-drendrarendra
tononkira.serasera.org Amin'izao fiainana izao fa:
Sao anio na ampitso no andronao ka!
Ho atolotra ho tsaraina ianao
zadyr Mandalo anie izao fiainana izao.
F'izy Tompo no efa nifidy
Antsika olona ety;
Ary noariany mba hifankatia
Izany no didiny czekfmb izany
No antoky ny fiainantsika,
Fa raha tsy izany
Dia ho zavam-poana ihany!
Réf: x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora analapanga avaratraHits : 1720
Likes : 0 Like
Created by : randrianirinaonjatianaherman
Date : 30/01/2017 07:41
