REHEFA NIHAONA TAMIN’NY TOMPO (Talent For Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!

Izay rehetra nadray Azy dia lasa olona vaovao
Indro lasa ny teo aloha, nivalona any fa tsy nahasoa
Miezaka znarc manadino izay lasa any
Fa zava-poana tononkira.serasera.org sy tsinontsinona ny eto an-tany
Aza variana miondrika eto mamisavisa
Fa Jesosintsika nampanantena ilay paradise

Reo gadran’ny rdqspwd fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra

Alao hery amin’izay ary ilay fanomponana
F’Izy Tompo nandidy antsika mba history
Tsy eto jodia ihany fa tonga hatrany am-paran-tany
Valin’asanao, valisoa ho anao efa miandry anao any an-danitra any
Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny esqt fiainako e !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Talent For JesusHits : 1742
Likes : 0 Like
Created by : ntsoaraz
Date : 25/04/2017 12:51