Tsy mba misy tsy ho diso (TAFIA ( tanora fifohazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba misy tsy obxzon ho diso
isika olombelona aleo mifanmpitondra ambavaka
fa ny Tompo no manavaka
aoka tsy hifampitsara
fa tena hifandefandefitra
ka Jesoa Tompo ilay tsara
no hanafoana ucmw ny efitrefitra
ka ny endrikendri-mpahotana
aoka hatsahatra hatreo (aoka hatsahatra ahtreo)
ka ny fo mendrika gdjrymka fibebahana
no aoka tononkira.serasera.org anjaka anaty foko sy fonao e!
A/C Toky Rakoto
isika olombelona aleo mifanmpitondra ambavaka
fa ny Tompo no manavaka
aoka tsy hifampitsara
fa tena hifandefandefitra
ka Jesoa Tompo ilay tsara
no hanafoana ucmw ny efitrefitra
ka ny endrikendri-mpahotana
aoka hatsahatra hatreo (aoka hatsahatra ahtreo)
ka ny fo mendrika gdjrymka fibebahana
no aoka tononkira.serasera.org anjaka anaty foko sy fonao e!
A/C Toky Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TAFIA ( tanora fifohazana Anosivavaka)Vangy : 580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 11/03/2025 07:43
