TSY SAHY (T-ricK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitopy tamin’iny lalana iny
ilay masoko dia nahita anao
Niezaka ihany aho tsy hijery
nefa tsy vitako izany
ilay endrikao tononkira.serasera.org sy bikanao
manenjika ahy
no tazako ery lavita ery !
Tampoka teo niantso ianao
tamin’ilay feonao mikiaka!

REF 1: Taitra aho! xjmlie nahita nao
niezaka ihany aho hanala
ilay henatro nefa tsy vitako izany
’Lay bikanao nanaitra
no tazako teo apztatz
maha-te-hanatona nefa tsy sahiko
Fa matahotra aho


Tsy sahy manantona aho
nefa tsy maintsy ho eny
ilay masonao mijery
lasa taty no nanaitra ahy
Ilay fihetsikao miseho tampoka
manantona raha sahy
ilaiko vmgxui ilay endrikao
mahafatifaty anilako eo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : T-ricK
Hits : 3144
Likes : 0 Like
Created by : Noue
Date : 13/11/2008 15:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327