hidera (s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maraina dia nomenao hazavana oo
ho antsika ny masoandro lqxshaa mibaliaka
hidera ny anaranao aho
fa lehibe ny asanao
hankalaza anao aho
fa tena tsara loatra ianao
na ny atoandro dia nomenao hazavana oo
tena tsara hery sy lhco fahasalamana oo
hidera..............................
Ny alina irony tononkira.serasera.org kintana amam-bolana oo
tena tsara irony ddbqpvaj taram-pahazavana oo
hidera..............................
ho antsika ny masoandro lqxshaa mibaliaka
hidera ny anaranao aho
fa lehibe ny asanao
hankalaza anao aho
fa tena tsara loatra ianao
na ny atoandro dia nomenao hazavana oo
tena tsara hery sy lhco fahasalamana oo
hidera..............................
Ny alina irony tononkira.serasera.org kintana amam-bolana oo
tena tsara irony ddbqpvaj taram-pahazavana oo
hidera..............................
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : s.t.k ANTANIMENA ANDREFANAHits : 2569
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2005 08:09
