Tsiaro sisa (feat Erica) (Staray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndray fianarana nangina raha nandre reo tambintsika hoe ny amnay sy piso anie tantara ihany sisa
To lasa nangatsika ilay noheveriko hoe hafana to lasa maintimainty ilay noheveriko ho hazavana
Tsy mampino ndraindray tantaran tsika tsy voavadiko nankaiza ilay voady hoe enao no ho lasa vadiko
To lasa nofinofy ary to lasa rediredy zah tsy hiantso tody mahita fa tsisy bedy ekeko fa marary nefa hiezaka aho ny hitraka ny orokorokao fahiny nanjary lasa ratra manodidina nandatsa fa nsapana ilay lalana tantara efa nantomboka io tsy maintsy mbola hifarana nivadika ilay lakana tapitra ilay nofy hitako ao anaty diary ilay tantara hosidosy fa asa aho raha manonofy mbola tia anazy ah tsinona ataoko ho fahatsiarovana ilay tany ami ny piscine

MBA TADIDINAO MOA VE SY MBA TSIARONA MOA VE IREO FOTOANA MANGIDY NIZARANA HAFALINA TSIARO SISA ATY AORINA MANODIDINA AHY MANDATSA NY ALINA TO LASA RATRA TSY NAMPOIZIKO HO FATY ILAY FITIA MANDRAMATY TSIARO SISA NO ATO ANATY

Ao ampianarana aho mandrevy mahatsiaro an tety rovana ilay rojo eto amin ny tendako no sisa fahatsiarovana fa enao to tshy hita intsony maizina ilay fond hatramzao ny sarinao mbola io fond d ecran ilay tsikinao fahiny iriko mba hiverina ra film ny fiainako efa ela io no naverina fa tsisy ny mihoatra anao fa hiezaka aho ny hitady
Rava ilay fitia nefa tsisy akory n ady ataoko hoe zaho no diso mba tsy omeko anao ny tsiny fafako fa mandatsa ny sms nao fahiny atreto zaho tsy mino hoe tsika no hifandao so fanahan olonkafa no mitoatra anatinao
Fa otran ny hoe tsy ianao no naniry ny hananjanaka naniry ny hi voyage ratrzay tsika efa mianaka rediredy zany fa fanao ntsika isanandroka cadina sy calina aza tsy nahita masoandro
------------------------------------------------------------------------------------------
Asa ra tadidinao ilay ankihikely nifandray teo ianao nivoady hoe tia ana mandrakizay
Tsy omeko tsiny anefa fa fitiavan tanora zakaiko na de mafy ny hanadino anao tsy mora
Ekeko fa tsy vita n any hi bossy any am piananrana feno fahatsiarovana isakin varavarana
Atreny an tokotany Tanana mifampitatana bandy hafa voadona ka voadona hatram fakany
Namoronako ny sisiny hatsiaroako an lah far aha fitia no hampitomany aleoko ndray celiba
Efa voady aloha ny anahy ka hajaiko hatram farany hoe aleoko manirery rah any antsika no mifarana
Fa iza mo no havita ireny nataonao taloha iza am vevavy ny hoe hasolo anao tokoa natoky anao tanteraka aho sy mba nananki po nefa ny namafa ny anarako aza vitanao tokoa any indray andro any isika roa hifankahita
Dia mba hiaraka hisento ho fahatsiarovana ny vita izay nampitsiriritra sy nahagaga ny mpandalo hoe ny antsika tamzany fo mihintsy no atakalo raha sendra ianao mahatsiaro misy fanomezako any ram bola voatahiry dia mba jerijereo ihany fa zah tsy manadino na dia mihodina ny tany fitiavako tsy miova fa ny omaly ihany ny androany tso-drano tanteraka ny atolotro amin ny fo mahita ny fahasambaran ny tokan tranonareo roa
Satria tanjoko hatrizay ny hoe hampifaly anao tokoa de mba nisy ray tanterak ireo nofiko taloha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Staray
Vangy : 10717
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gino17
Daty : 19/02/2017 21:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1276