Samy tiako (Staray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holazaiko androany e,
Fa diso aho taloha
Ekeko aho nandainga
Hoe zaho tokam-po

Fa izy tsy foiko e
Ianao koa anie tiako
Lasa saina aho ny omaly
Hoe iza no hariako

Tsy aleo ve atambatra raha azo atao
Lay fitiavanareo fa sahala
Ny iray rehefa miantso dia hoe PAPA
Dia ny iray tsy maninona MALALA

Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka tsy afaka hisafidy aho
Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka hozakaiko ny adidy ah!

Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka tsy afaka hisafidy aho
Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka hozakaiko ny adidy ah!

Mifanaraha (2)
Tairo mba mifanaraha (2)

Ny iray mba manatitra ny iray mba mitsena
Ny foko mizara mitovy
Miara-mampiaraka, miara-miantsena
Tantanako rehefa andeha hody

Tsy havahako izany a
Nareo samy tsara
Manangin'i Janga
Na ny avy any Fianara

Ahn! Mifanaraha
Fa aza miady intsony
Raha misy manontany
D'efa anareo ny fony
Lay fitiavana
Aleo izy hamoa
Fa lay tamin'ny Sasakalina aza
Resinareo roa

Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka tsy afaka hisafidy aho
Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka hozakaiko ny adidy ah!

Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka tsy afaka hisafidy aho
Samy tiako ho'aho nareo roa
Ka hozakaiko ny adidy ah!

Mifanaraha (2)
Tairo mba mifanaraha (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Staray
Vangy : 1137
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 20/10/2020 20:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1418