Mila fisainana (Solo Andrianarijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny olona no mivadika ny fomba sy fanao
Mirehareha puwxf ka mideradera ho olo-masina tokoa
Ny andro alahady toa srgbr fahazarana, tsianjery izay fanao
Ny ao an-tsainy dia ny henatry ny manodidina azy ireo
Mitombo hatrany ireo fiangonana, fivavahana samihafa
Ny sasany aza milaza fa any no misy an'Andriamanitra
Tsy mitsikera na mitsara fa tena marina izahay
Fa ny ankamaroany tsy amin'ny fo fa an-tendromolotra ihany
Aza misaina fa hoe mpivavaka isan'andro ianao
Dia hitsara tena fa hahazo ny fiainam-baovao
Ny fisainanao no hatsarao raha te-ho marina kokoa
Vao hidera tena ho mpanompon'ny Ray Tsitoha

Fa ny ankamaroany tsy tononkira.serasera.org amin'ny fo fa an-tendromolotra ihany

Vao hidera tena ho mpanompon'ny Ray jhmu Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solo AndrianarijaonaHits : 677
Likes : 0 Like
Created by : dahfara
Date : 24/05/2025 20:17