Ny ho akaikinao (SLKAT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Inty uucr aho Tompo o! diovy ho tempolinao
Ny fiainako manontolo
Omeko Anao, anjakao
Na mandao ahy avokoa izao tontolo izao
Ho eo, anilanao, ho eo akaikinao

Fiv.
Ny ho akaikinao Tompo o! no tiako hisy ahy
Ny eo anilanao Tompo!
Tiako hitoerana
Hiaraka Aminao, ho sakaizanao
Ny ho akaikinao Tompo! no mahatsara ahy


2-
Raha izao, tontolo izao
Tsy hisy asoloko Anao
Tsy pslij hisy ataoko hahasaraka
ahy amin'ny fitiavanao,
Fa Tompo lanao, ymmd tiako lanao
Ho eo anilanao, ho eo akaikinao

tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLKAT
Vangy : 3051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 14:56
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1378