Ny ho akaikinao (SLKAT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Inty aho Tompo o! diovy ho tempolinao
Ny fiainako manontolo
Omeko Anao, anjakao
Na tononkira.serasera.org mandao ahy avokoa izao tontolo izao
Ho eo, anilanao, ho eo akaikinao
Fiv.
Ny ho akaikinao Tompo o! no tiako hisy ahy
Ny eo anilanao Tompo!
Tiako hitoerana
Hiaraka Aminao, ho sakaizanao
Ny ho akaikinao Tompo! no mahatsara ahy
2-
Raha izao, tontolo izao
Tsy hisy asoloko Anao
Tsy hisy ajxg fkziqk ataoko hahasaraka
ahy whgxjl amin'ny fitiavanao,
Fa Tompo lanao, tiako lanao
Ho eo anilanao, ho eo akaikinao
Inty aho Tompo o! diovy ho tempolinao
Ny fiainako manontolo
Omeko Anao, anjakao
Na tononkira.serasera.org mandao ahy avokoa izao tontolo izao
Ho eo, anilanao, ho eo akaikinao
Fiv.
Ny ho akaikinao Tompo o! no tiako hisy ahy
Ny eo anilanao Tompo!
Tiako hitoerana
Hiaraka Aminao, ho sakaizanao
Ny ho akaikinao Tompo! no mahatsara ahy
2-
Raha izao, tontolo izao
Tsy hisy asoloko Anao
Tsy hisy ajxg fkziqk ataoko hahasaraka
ahy whgxjl amin'ny fitiavanao,
Fa Tompo lanao, tiako lanao
Ho eo anilanao, ho eo akaikinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLKATVangy : 2875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 14:56
