Andriko foana (Skerzo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba henonao ve ee!!??
Ty fo miantso anao iny...
Matahotra aho ange ee..
Ffa sao aho lavinao iny..
Naleoko nangina
Naleoko tsy niteny
Nefa aty aoriana
Ny foko no nanery
K’ aza omena tsiny aho
raha toa hilaza aminao
Hoe..."Tena tia anao"eee...
Angamba tsy ho ampoizinao
Nefa lay toetranao
no fcol nambabo ee..
Mba omeo toerana
na kely any ee..
ao am-ponao
Tsy mila betsaka fa kely ange...
izay mba foinao
Andriko eny foana eee..
Na tsy izao anie..
Tsy ho rava ny fotoana ee..
Zah tononkira.serasera.org hiandry anao ee..
Sao neniko any aoriana
ny hjnyv tsy hilaza aminao e..
ka tiako ianao raha mino
sy matoky gobb ahy eh!
K’ aza omena tsiny aho
raha toa hilaza aminao
Hoe..."Tena tia anao"eee...
Angamba tsy ho ampoizinao
Nefa lay toetranao
no nambabo ee..
Mba omeo toerana
na kely any ee..
ao am-ponao
Tsy mila betsaka fa kely ange...
izay mba foinao
Ty fo miantso anao iny...
Matahotra aho ange ee..
Ffa sao aho lavinao iny..
Naleoko nangina
Naleoko tsy niteny
Nefa aty aoriana
Ny foko no nanery
K’ aza omena tsiny aho
raha toa hilaza aminao
Hoe..."Tena tia anao"eee...
Angamba tsy ho ampoizinao
Nefa lay toetranao
no fcol nambabo ee..
Mba omeo toerana
na kely any ee..
ao am-ponao
Tsy mila betsaka fa kely ange...
izay mba foinao
Andriko eny foana eee..
Na tsy izao anie..
Tsy ho rava ny fotoana ee..
Zah tononkira.serasera.org hiandry anao ee..
Sao neniko any aoriana
ny hjnyv tsy hilaza aminao e..
ka tiako ianao raha mino
sy matoky gobb ahy eh!
K’ aza omena tsiny aho
raha toa hilaza aminao
Hoe..."Tena tia anao"eee...
Angamba tsy ho ampoizinao
Nefa lay toetranao
no nambabo ee..
Mba omeo toerana
na kely any ee..
ao am-ponao
Tsy mila betsaka fa kely ange...
izay mba foinao
--------
Lien:
