You are here: home > Tononkira > SIMS

Tiako ho anao (SIMS)

https://tononkira.serasera.org/hira/sims/tiako-ho-anao-1

Za nge raha miangavy tsy  dia hoe mba inona
Fa mba te aneho ny fitiavako anao
Miaritra an'izany mihoatra indray ny nivaquine
Mangidy ilay mitia raha tsy anjaranao
Mba nataoko ihany izay paozy metimety
Isarihana ny masonao na dia vetivety
Nankato ny teninao hoe ZAY TIA MAHANDRY
Dia mba niezaka aho niaritra mba tsy ho tafandrimandry


Ref:
Mba mafy anie ka mafy fa tsy ataoko imasonao
Mamorona ny tsisy raha tsy fantatrao
Tany ianao nijaly,aty tsy tiako hiafy ianao
Nefa toa tsy tsapanao hoe "mba niady mafy ihany aho"
Aleo tsy isisika fa fantatro izao
Fa raha bika sy endrika tsy mba natao ho anao
Efa nony niaraka,lay teny hoe tiako ianao
Dia omeko an'olon-kaftononkira.serasera.orga na dia TIAKO HO ANAO
lalalalala lalalalala
lalalalala lalalalala


Za mba nieritreritra ho tanteraka ny antsika
Dia hiankina aminao ny fiainako
Dia mba nanantena hoe ho tia anah lay tiako
Indrisy fa toa nofy kay ilay fisainako
Mba niezaka teny aho ny hoe malalanao
Manambitamby mihoatra indray ilay malalanao
Mihakely zah satria tsy tiako ianao hijaly
Kanefa dia indrisy tsy mba tsapanao izany

Ref:
............................................
..........................
Aleo tsy isisika fa fantatro izao
Fa raha bika sy endrika tsy mba natao ho anao
Efa nony niaraka,lay teny hoe tiako ianao
Dia omeko an'olon-kafa na dia TIAKO HO ANAO
lalalalala lalalalala
lalalalala lalalalala

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SIMS
Mpamaky : 1719
Mpakafy : 4 Ankafizo
Nampidirin'i : mahandritiana
Tamin'ny : 19/09/2017 16:39:14
ID : 10004

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo