You are here: home > Tononkira > SERA

ANDAO (SERA)

Sao adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao

Raha sitrakao!!


Ref: Andao andao andao andao andao
       Hanaraka anay ianao rahtononkira.serasera.orga tinao
       Ny hahita izany hoe paradisa
       Andao hanaraka anay ianao.


Mihevera tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao

Raha sitrakao!!!

Mpihira : SERA
Mpamaky : 824
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : stonynantenainasylvio
Tamin'ny : 16/09/2018 05:05:52
ID : 10980

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo