Ho anao izay mahalala fa Jeso (Sampana Tanora Fifohazana Soatanana Fitiavana (FFSM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-"Ho anao izay mahalala fa Jesô,No Tompo sy mpanjaka
Eny! tsara dia tsara izany
E! e!, torio eny tontolo eny."-
-"Fantaro mandrakariva ny asanao
Sao dia variana loatra ianao,
Amin'ny filan'ny nofo ity e!
Izay misakana anao hijoro,
Amin'ny fanahin'i Jesô."-
(Refrein)
-"(Mivavaha""),mivavaha mandrakariva e!e!e! ;
(Mianara""),mianara soratra masina
(Ampiasao""),ampiasao ireo teny ireo nataony ;
(Izany re""), izany re no sakafony fanahiny. "-
-" (Amin'izao), ampitomboy (amin'ny Fanahy),
Reko izao (fa manana)
Ny fanahin'i Tompo Jesô. "-
(R)-"(Mivavaha"), ets...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Fifohazana Soatanana Fitiavana (FFSM)Vangy : 85
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harinjakafitiavana
Daty : 01/05/2025 17:06