Ho anao izay mahalala fa Jeso (Sampana Tanora Fifohazana Soatanana Fitiavana (FFSM))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-"Ho anao izay mahalala fa Jesô,
  No Tompo sy mpanjaka
  Eny! tsara dia tsara izany
  E! e!, torio eny tontolo eny."-
      
-"Fantaro mandrakariva ny asanao
  Sao dia variana loatra ianao,
  Amin'ny filan'ny nofo ity e!
  Izay misakana anao hijoro,
  Amin'ny fanahin'i Jesô."-

(Refrein)
-"(Mivavaha""),mivavaha mandrakariva e!e!e! ;
  (Mianara""),mianara soratra masina
  (Ampiasao""),ampiasao ireo teny ireo nataony ;
  (Izany re""), izany re no sakafony fanahiny. "-

-" (Amin'izao), ampitomboy (amin'ny Fanahy),
    Reko izao (fa manana)
    Ny fanahin'i Tompo Jesô. "-
      
  (R)-"(Mivavaha"), ets...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sampana Tanora Fifohazana Soatanana Fitiavana (FFSM)
Hits : 168
Likes : 0 Like
Created by : Harinjakafitiavana
Date : 01/05/2025 17:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0679