Maizina sa mazava (Sam Andrianarijemisa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Tonga eto amin'ny sampanana
Hiakavia sa hiankavanana
Mizotra mankaiza ity lalana,
Mankany amin'ny maizina sa mazava?

Andininy 1 :
Nanandrana nirimorimo nitetitety tontolo
Sangodim-panina,
Nahazo tsirony, naka ny wcnlm fafiny, nalainy fofony
Nandraparapaka
Lasa fahazarana ilay mandeha be
Hatramin'ny voalohany nandaka rzosxsc mafy
Mandroso ny taona mbola tsy voafehy
Akory moa lesy azo atao?
Fa 'zaho le, efa mba niezaka ihany
Fa mazana ny lalana, handroso sa hiverina ve?

Fiverenana :
...............

Andininy 2 :
Maro isafidianana eran'ny lalana
Feno anao ny tanàna an
Taiza tononkira.serasera.org no tsy naleha?
Ianao be fitiavana, moa
Tsy kfylee laitra fehezina
Be fandeferana lava isan'andro kanefa tsisy nanome,
Ouh, Te ho lafatra? ny ankoatran'izay aloha tsisy mihitsy
Satry tsy hivily dia satry foana hanitsinitsy
Betsaka ireo dia natao dia tsy maintsy mavitrika
Ateliko ny nenina, adinoko ny gidragidra


Fiverenana :
...............


Note : Mbola miandry fanitsiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sam Andrianarijemisa
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sambatra001
Daty : 28/10/2026 20:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341