Mba Tariho re (Sakaiza Tia SLK FJKM Ambohipotsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-  Ry Jesosy Tompo ô,mba tariho aho re  
      Ho mpianatrao tokoa,hanoa Anao
      Ry Jesosy Tompo ô,mba tantano aho re
      Aza ilaozanao, aza ahilika


              Ref: Fa ny aty maro mpankafy
                      Ka dia variana,sondriana tokoa fa soa
vpoq     mvkesz                  Fa ny ary toa tsisy mpitia
               ldnoox  2x  Tompo ô, tariho izahay tsy ho variana ety
  
  2- Ry Fanahy Masina ô,mba bitsiho aho re
       Mba ho mpino mankato,ny feonao
       Ry Fanahy Masina ô,mba tsilovy aho re
       Diovy hazavao ny ao anatiko ao

                Ref:(2x)
      
                 tononkira.serasera.org  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sakaiza Tia SLK FJKM Ambohipotsy
Vangy : 2305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : coolga
Daty : 14/02/2007 16:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314