Mba Tariho re (Sakaiza Tia SLK FJKM Ambohipotsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry Jesosy Tompo ô,mba tariho aho re
Ho mpianatrao tononkira.serasera.org tokoa,hanoa Anao
Ry Jesosy Tompo ô,mba tantano aho re
Aza ilaozanao, aza ahilika
Ref: Fa ny aty maro mpankafy
Ka dia variana,sondriana tokoa fa soa
Fa ny ary toa tsisy mpitia
vitjr 2x Tompo ô, tariho izahay tsy ho variana ety
2- Ry Fanahy Masina ô,mba bitsiho aho re
Mba ho mpino mankato,ny feonao
Ry Fanahy Masina ô,mba tsilovy aho re
Diovy hazavao ny ao anatiko ao
ukmm Ref:(2x)
xijr
Ho mpianatrao tononkira.serasera.org tokoa,hanoa Anao
Ry Jesosy Tompo ô,mba tantano aho re
Aza ilaozanao, aza ahilika
Ref: Fa ny aty maro mpankafy
Ka dia variana,sondriana tokoa fa soa
Fa ny ary toa tsisy mpitia
vitjr 2x Tompo ô, tariho izahay tsy ho variana ety
2- Ry Fanahy Masina ô,mba bitsiho aho re
Mba ho mpino mankato,ny feonao
Ry Fanahy Masina ô,mba tsilovy aho re
Diovy hazavao ny ao anatiko ao
ukmm Ref:(2x)
xijr
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sakaiza Tia SLK FJKM AmbohipotsyVisites : 2270
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : coolga
Date : 14/02/2007 16:51
