Te hiverina am-bala (Saint Pierre Mazavasoa Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô,Ianao ilay,nirahina tety.
Hanasitrana kjzrvp ny fo mivalo,
Fanirianay ny ho sitrana tokoa
Ka mamindrà fo aminay.
Manonona ry Tompo ô,teny tokana monja re
Dia ho sitrana ny aretin'ny tononkira.serasera.org fanahiko,
Fa te hiverina ao am-bala re,ty ondry nania
Tompo ô mamindrà fo aminay/Kristy ô,mamindrà fo aminay
Tompo o,tety ianao sfjycfy mba hanala ny otanay
Nefa wkbpquf izahay tsy nihaino anao
Eny tsapanay fa nanota izahay
Ka mamindrà fo aminay
Tompo o,nasainao hifankatia zahay
Nefa mbola manao andolopo
Eny tsapanay fa fahotana izany
Ka mamindrà fo aminay
Auteur Compositeur: Ny Avo Wencesias
Vocal:Valisoa-Andrea-Fandresena-Ny Avo Wencesias

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Saint Pierre Mazavasoa SoavinaVangy : 32
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NW004
Daty : 27/10/2026 08:59