VONINKAZO (Saami Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mba hafa loatra raha samy asa tanana
Tsy misy mahay nefa tsy vitsy mpanana
Fa kanto loatra e, raha samy voahary
Ny voninkazo nataon-Janahary
refrain: Voninkazo (Tsara ery)
Raha ara-tantara (Kanto ery)
He sambatra loatra ka sahiko ambara (ambara)
tononkira.serasera.org huayfc Ka na zovy no hanjaka eo amin'ny fireneny
(na zovy, na zovy, eo amin'ny fireneny)
Tsy nisy nitafy na iray zjfitl tam'ireny
(na dia ray aza tamin'ireny)
2- Ireo tsy miasa (tsy miasa) Ary koa tsy misasatra
Nefa dia velona sady tonga lafatra
Vao mainka ykuqo hianao nataon-janahary
No tsy mainka ho karakarainy
Voninkazo anjaridaiana
Mampamiratra ny saina
Mampamiratra Fanahy
Voninkazo eny antsaha
Tsy misy mahay nefa tsy vitsy mpanana
Fa kanto loatra e, raha samy voahary
Ny voninkazo nataon-Janahary
refrain: Voninkazo (Tsara ery)
Raha ara-tantara (Kanto ery)
He sambatra loatra ka sahiko ambara (ambara)
tononkira.serasera.org huayfc Ka na zovy no hanjaka eo amin'ny fireneny
(na zovy, na zovy, eo amin'ny fireneny)
Tsy nisy nitafy na iray zjfitl tam'ireny
(na dia ray aza tamin'ireny)
2- Ireo tsy miasa (tsy miasa) Ary koa tsy misasatra
Nefa dia velona sady tonga lafatra
Vao mainka ykuqo hianao nataon-janahary
No tsy mainka ho karakarainy
Voninkazo anjaridaiana
Mampamiratra ny saina
Mampamiratra Fanahy
Voninkazo eny antsaha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Saami ItaosyVangy : 537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Karmy
Daty : 01/08/2024 15:53
