mandrora mitsilany (roger raoël)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy hadisoako anefa, fa ny fahantrako angaha
No nandosiranao ravorona, sy nandaozanao ny saha
Efa tsy anjarantsika mantsy, ny hiray tokantrano
’Ndao isika hifanadino, sy hifampitso-drano
Nosarahinao tamin-kery akia, ny ravina sy taho
Izany angaha no lahatra , tononkira.serasera.org adinoy tanteraka aho
Navelanao irery aho, dia nilaozanao fa voa
Fantatrao fa mety izany ka atao ahoana moa
izao hzoa ihany no mba teniko, ireny lasa tsy miverina
Indro ianao ankehitriny fa kinaikitry ny nenina
Ka hangaihay foana, sy ho menatra satria
Tsy namakafaka akory, tjvfuvkh vao nanosy ilay fitia
Matahora koa tody, ry mandrora mitsilany
Aoka ho tadidinao, boribory anie ny tany
Satria ny nafafy ihany anie, no tsy maintsy hojinjaina
Ka tsy azonao lavina na mazoto oavbmet na malaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : roger raoëlVisites : 2576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafangotsohana
Date : 15/10/2008 15:33