Eny ambanivohitra eny (Riambetso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ambanivohitr’eny lahy ô
Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana
Toa mangina hoa, toa mangina, mangina sady tony vhjqhhde e
Alokalofany, alokalofan'ny (havo..)havoana tsy hita fetra
Eny ambanivohitra ry lahy ô
Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana
Toa mangina hoa, toa mangina, mangina sady tony e
Alokalofany, alokalofan'ny(havo..) havoana tsy hita fetra
Herezo ny dia re razandry
Fa i Neny e, fa i Neny anie dia efa sasa-miandry
Mahereza hoa, afindrafindrao izany tongotra
Fa maika hody, fa maika hody, (ery) ery ambanivohitra
Feon-kira

Alokalofany, alokalofan'ny (havo…) havoana tsy hita fetra
Herezo ny dia re razandry
Fa i Neny e, fa i Neny anie (dia e..) dia efa sasa-miandry

Fa i Neny e, nholsf fa i Neny anie dia efa sasa-miandry

Nampidirin'i dovufu Andriniaina tononkira.serasera.org RAJOHARISOLO

--------
Rohy:
Hevitra
Aandrianina1
(
06/04/2026 18:24)
Mba omeo ny solfan'ity hira ty za ze manana azafady ..ef nosavaiko tao @solfa.mg f ts itako mints