Eny ambanivohitra eny (Riambetso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ambanivohitr’eny lahy ôLohasaha, lohasaha izay mitomandavana
Toa mangina hoa, toa mangina, mangina sady tony e
Alokalofany, alokalofan'ny (havo..)havoana tsy hita fetra
Eny ambanivohitra ry lahy ô
Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana
Toa mangina hoa, toa mangina, mangina sady tony e
Alokalofany, alokalofan'ny(havo..) havoana tsy hita fetra
Herezo ny dia re razandry
Fa i Neny e, fa i Neny anie dia efa sasa-miandry
Mahereza hoa, afindrafindrao izany tongotra
Fa maika hody, fa maika hody, (ery) ery ambanivohitra
Feon-kira
Eny ambanivohitr’eny lahy ô
Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana
Toa mangina hoa, toa mangina, mangina sady tony e
Alokalofany, alokalofan'ny (havo…) havoana tsy hita fetra
Herezo ny dia re razandry
Fa i Neny e, fa i Neny anie (dia e..) dia efa sasa-miandry
Mahereza hoa, afindrafindrao izany tongotra
Fa maika hody, fa maika hody, (ery) ery ambanivohitra
Herezo ny dia re razandry
Fa i Neny e, fa i Neny anie dia efa sasa-miandry
Mahereza hoa, afindrafindrao izany tongotra
Fa maika hody, fa maika hody, (ery) ery ambanivohitra
Nampidirin'i Andriniaina RAJOHARISOLO
--------
Lien: