"La CLÉ" (RD MAN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RD MAN "LA CLÉ"
"Ko fa harivariva ujtf megna masoandro
Mandinika fihafiana lava iainana ato an-trano!
Sedra maro urej nolalovana fa tsy natao hampiondrika ah,
Fa na tsy manan-draha, kara tomombana jiaby vao miaina ankilanao
REFREIN:
Rehefa manana anao zaho, d'efa mpanakarena
Sarobidy amiko ny fisianao, donc ananako aby regny
Diamondra na safira mbola tsy noraisin'ny tanako eh!
Saingy fandalovana eto an-tany, ankilanao d'efa Paradise
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile

Zagnahary tsy mijery agnabo ôh! Fa mitôpy amintsika ambany ziô!
Fahoriagna misy farany eh! ôh ravady amaraigny mbola ho tsara be
Fa lalan'ny mpandresy Tsy mora ah! Mbô ho tody f'aleo hiodina mieezirh tononkira.serasera.org ny ora ah
Fa tsara ny miara-miainga d'aveo miaraka tafa ah

Saingy fandalovana eto an-tany, anilanao d'efa Paradise

By IBRA MDG

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RD MANVangy : 342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ibramdg101
Daty : 27/08/2025 15:17