"La CLÉ" (RD MAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RD MAN "LA CLÉ"

"Ko fa harivariva megna masoandro
Mandinika fihafiana lava iainana ato an-trano!
Sedra maro nolalovana fa tsy natao hampiondrika ah,
Fa na tsy manan-draha, kara tomombana jiaby vao miaina ankilanao

REFREIN:
Rehefa manana anao zaho, d'efa mpanakarena
Sarobidy amiko ny fisianao, donc ananako aby regny
Diamondra na safira mbola tsy noraisin'ny tanako eh!
Saingy fandalovana eto an-tany, ankilanao d'efa Paradise
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile

Zagnahary tsy mijery agnabo ôh! Fa mitôpy amintsika ambany ziô!
Fahoriagna misy farany eh! ôh ravady amaraigny mbola ho tsara be
Fa  lalan'ny mpandresy Tsy mora ah! Mbô ho tody f'aleo hiodina ny ora ah
Fa tsara ny miara-miainga d'aveo miaraka tafa ah

REFREIN:
Rehefa manana anao zaho, d'efa mpanakarena
Sarobidy amiko ny fisianao, donc ananako aby regny
Diamondra na safira mbola tsy noraisin'ny tanako eh!
Saingy fandalovana eto an-tany, anilanao d'efa Paradise
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile
Agnao tsy voaloha, f'anao no farany eeh!
Nidianao 'ty foko ôh, nentinao ny lakile

By IBRA MDG
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RD MAN
Visites : 209
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ibramdg101
Date : 27/08/2025 15:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0242