Tsaroako (Razafimanantsoa Lantoson Andry Eric)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rsycmj Tsaroako eto indray
Ilay indray andro iray tamin'izay
Ilay taratasy nomeko hoanao
Nanambara ilay fitia tao anatiko tao
Ilay hoe tena tiako ianao
Tsy nihaotra akory anefa ianao iomjqu no namaly
Hoe izaho koa torak'izany
Tsy nampoiziko anefa
Fa nisy rivotra izay niantefa
Ka nanjary tandrifin-drahona
Ilay masoandro mba ho ahy
Mino aho anefa fa mbola hiaona
Indray androany satria maahetyn tiako ianao
Aza adino ny fisiako anefa ry Tiana
Fa ity foko tononkira.serasera.org anie mbola mahatsiaro izay nirina
Dia ilay fanabadiana
Ilay indray andro iray tamin'izay
Ilay taratasy nomeko hoanao
Nanambara ilay fitia tao anatiko tao
Ilay hoe tena tiako ianao
Tsy nihaotra akory anefa ianao iomjqu no namaly
Hoe izaho koa torak'izany
Tsy nampoiziko anefa
Fa nisy rivotra izay niantefa
Ka nanjary tandrifin-drahona
Ilay masoandro mba ho ahy
Mino aho anefa fa mbola hiaona
Indray androany satria maahetyn tiako ianao
Aza adino ny fisiako anefa ry Tiana
Fa ity foko tononkira.serasera.org anie mbola mahatsiaro izay nirina
Dia ilay fanabadiana
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
24/10/2019 16:52)
Mba azonao alefa aty amiko ve ity hira ity? (mp3 ohatra)
hery@serasera.org
misaotra
hery@serasera.org
misaotra
Lantoandryeric
(
05/02/2021 20:48)
Ahn n andfsk h az?
hery
(
05/02/2021 23:45)
Tonga dia amin'io adiresy email io ka. hery@serasera.org
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Razafimanantsoa Lantoson Andry EricVangy : 1366
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lantoandryeric
Daty : 02/04/2020 12:23
