Tsaroako (Razafimanantsoa Lantoson Andry Eric)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako eto weva indray
Ilay indray andro iray tamin'izay
Ilay taratasy nomeko hoanao
Nanambara ilay fitia tao anatiko tao
Ilay hoe tena tiako ianao
Tsy ocza nihaotra akory anefa ianao no namaly
Hoe izaho koa torak'izany
Tsy nampoiziko anefa
Fa nisy anmjtm rivotra izay niantefa
Ka nanjary tandrifin-drahona
Ilay masoandro mba ho ahy
Mino aho tononkira.serasera.org anefa fa mbola hiaona
Indray androany satria tiako ianao
Aza adino ny fisiako anefa ry Tiana
Fa ity foko anie mbola mahatsiaro izay nirina
Dia ilay fanabadiana
Ilay indray andro iray tamin'izay
Ilay taratasy nomeko hoanao
Nanambara ilay fitia tao anatiko tao
Ilay hoe tena tiako ianao
Tsy ocza nihaotra akory anefa ianao no namaly
Hoe izaho koa torak'izany
Tsy nampoiziko anefa
Fa nisy anmjtm rivotra izay niantefa
Ka nanjary tandrifin-drahona
Ilay masoandro mba ho ahy
Mino aho tononkira.serasera.org anefa fa mbola hiaona
Indray androany satria tiako ianao
Aza adino ny fisiako anefa ry Tiana
Fa ity foko anie mbola mahatsiaro izay nirina
Dia ilay fanabadiana
--------
Link:
Comments
hery
(
24/10/2019 16:52)
Mba azonao alefa aty amiko ve ity hira ity? (mp3 ohatra)
hery@serasera.org
misaotra
hery@serasera.org
misaotra
Lantoandryeric
(
05/02/2021 20:48)
Ahn n andfsk h az?
hery
(
05/02/2021 23:45)
Tonga dia amin'io adiresy email io ka. hery@serasera.org
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Razafimanantsoa Lantoson Andry EricHits : 1369
Likes : 1 Like
Created by : lantoandryeric
Date : 02/04/2020 12:23
