Embona Fahavaratra (Raymond Bernard & Paul Ratianarovo & JJ Tseheno)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dobodoboka anivon'ny orana
Mahamanina anefa atahorana
Manaitra misesy fidona
Manina kanefa mitrona

Any ho any dia misy tomany
Raha sendra mandre an'izany
Mirongatra indray tononkira.serasera.org ka mifoha
Ny tsiambaratelo taloha

Tazanina Ambatomiantendro
Vory rahona mamendrofendro
Tsinjovina indray ny ffvmsov any xtjvqjj Ankaratra
Toa somparan'ilay fahavaratra

Mievinevina bzapoosh ny any sy ny eto
Petrapetsan'ny ora-mijojo
Samy lena ka miara-misento
Embonembona toa mifanojo

Dobodoboka anivon'ny orana
Mahamanina anefa atahorana
Manaitra misesy fidona
Manina kanefa mitrona


Nampidirin'ny Dr LOVAHASINA Vahatriniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raymond Bernard & Paul Ratianarovo & JJ Tseheno
Vangy : 418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LV1215211
Daty : 05/03/2025 16:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422