Embona Fahavaratra (Raymond Bernard & Paul Ratianarovo & JJ Tseheno)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dobodoboka yxpaigv anivon'ny orana
Mahamanina anefa atahorana
Manaitra misesy fidona
Manina kanefa mitrona
Any ho any dia misy tomany
Raha sendra mandre an'izany
Mirongatra indray ka mifoha
Ny tsiambaratelo ivfb taloha
Tazanina Ambatomiantendro
Vory rahona mamendrofendro
Tsinjovina indray ny any Ankaratra
Toa somparan'ilay fahavaratra
Mievinevina ny any sy ny eto
Petrapetsan'ny ora-mijojo
Samy lena ka miara-misento
Embonembona toa mifanojo
Dobodoboka anivon'ny orana
Mahamanina anefa atahorana
Manaitra misesy fidona
Manina kanefa tononkira.serasera.org mitrona
Nampidirin'ny Dr LOVAHASINA Vahatriniaina sxwu
Mahamanina anefa atahorana
Manaitra misesy fidona
Manina kanefa mitrona
Any ho any dia misy tomany
Raha sendra mandre an'izany
Mirongatra indray ka mifoha
Ny tsiambaratelo ivfb taloha
Tazanina Ambatomiantendro
Vory rahona mamendrofendro
Tsinjovina indray ny any Ankaratra
Toa somparan'ilay fahavaratra
Mievinevina ny any sy ny eto
Petrapetsan'ny ora-mijojo
Samy lena ka miara-misento
Embonembona toa mifanojo
Dobodoboka anivon'ny orana
Mahamanina anefa atahorana
Manaitra misesy fidona
Manina kanefa tononkira.serasera.org mitrona
Nampidirin'ny Dr LOVAHASINA Vahatriniaina sxwu
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Raymond Bernard & Paul Ratianarovo & JJ TsehenoVisites : 453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LV1215211
Date : 05/03/2025 16:39
