Isika Olombelona (Ranaivo-Ranarivelo (Rodobe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika olombelona lofo
Dia samy tia hanan-tsolofo
Kanefa tsy dia kombakomba
Fa misy maniry ny momba
Kanefa, kanefa tsy dia tononkira.serasera.org kombakomba
Fa misy, fa misy maniry ny momba
Raha hanana hzlrmgre izay hampahory
Aleo tsy miteraka akory
(x2)
Ny zanaka mantsy mazàna
Manifika tana-hitàna
Fa saingy misondrotra ho avo
Ka mi-"hodian'ianao" mavomavo
Fa saingy, fa saingy misondrotra ho avo
Ka jrpt mi-"hodian'ianao" mavomavo
Tsy vitsy no zplsn mandatsa tena
Fa sento no valim-babena
Compositeur : Ranaivo-Ranarivelo
Mpihira : Rodobe Ranaivo-Ranarivelo
Dia samy tia hanan-tsolofo
Kanefa tsy dia kombakomba
Fa misy maniry ny momba
Kanefa, kanefa tsy dia tononkira.serasera.org kombakomba
Fa misy, fa misy maniry ny momba
Raha hanana hzlrmgre izay hampahory
Aleo tsy miteraka akory
(x2)
Ny zanaka mantsy mazàna
Manifika tana-hitàna
Fa saingy misondrotra ho avo
Ka mi-"hodian'ianao" mavomavo
Fa saingy, fa saingy misondrotra ho avo
Ka jrpt mi-"hodian'ianao" mavomavo
Tsy vitsy no zplsn mandatsa tena
Fa sento no valim-babena
Compositeur : Ranaivo-Ranarivelo
Mpihira : Rodobe Ranaivo-Ranarivelo
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
02/06/2026 18:01)
Maha ontsa ny tonony fa mety zavatra mitranga
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ranaivo-Ranarivelo (Rodobe)Vangy : 242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 02/06/2026 17:59
