Isika Olombelona (Ranaivo-Ranarivelo (Rodobe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika mvmxugw olombelona lofo
Dia samy tia hanan-tsolofo
Kanefa tsy dia kombakomba
Fa misy maniry ny momba
Kanefa, kanefa tsy dia kombakomba
Fa misy, fa misy tononkira.serasera.org maniry ny momba
Raha hanana izay hampahory
Aleo tsy miteraka akory

(x2)
Ny zanaka mantsy mazàna
Manifika xjsrwtap tana-hitàna
Fa saingy misondrotra ho avo
Ka mi-"hodian'ianao" mavomavo
Fa saingy, fa saingy misondrotra ho avo
Ka mi-"hodian'ianao" mavomavo
Tsy vitsy no mandatsa tena
Fa vrtj sento no valim-babena

Compositeur : Ranaivo-Ranarivelo
Mpihira : Rodobe Ranaivo-Ranarivelo

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 02/06/2026 18:01)
Maha ontsa ny tonony fa mety zavatra mitranga
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ranaivo-Ranarivelo (Rodobe)
Visites : 169
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 02/06/2026 17:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299