Vola (Ralita)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️From Elli Fara | Facebook
Nohon'ny fangatahany besinimaro dia....
Averiko eto ity hirako anakiray ity
Nosoratako ho an'ilay Malalako Tiko indrindra
An'enao zey Ssery(cherie)
Vola, vola no anaranao oh!
Mangamanga zey re ny lokonao oh!
Manimanitra bé ny fofonao oh!
Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh
Eh!
Vao mifó marain'aho de mil'anao oh!
Tsemboka mihitsy aho mitady anao oh!
Ny alina tontolo aho manofy anao oh!
Ó ry malala ô, aiz'enao ooooh!
Mararirary lava aho vo tsisy anao oh!
Tsy mahita tory aho raha ts'eo ianao oh!
Tena man'irery tsy misy anao oh!
Ka mba modia amizey re raha azo atao oh!
Oooohh
Eh
Ngom'anao zah Sseryiiiy
Alefas'on'danse rakizy aaaaaaahh! 💃🕺
Nona lav'aho raha tsisy anao oh!
Raha vo matory atandro aho manofy anao oh!
Vola, vola nentsoiko anao oh!
Ó ry malala ô, aiz'enao ooooh!
Vola, vola no anaranao oh!
Mangamanga zey re ny lokonao oh!
Manimanitra bé ny fofonao oh!
Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh
Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh
Farany sisa
Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh
Misaotra Tompolah!
Mankasitraka Tompokovavy
--------
Rohy:
